- Zoma 15 Martsa 2019
Actualités.Seranan-tsambon’i Toamasina Ny 25 %-n’ny asa fanitarana no efa vita
Ny volana aprily 2018 no nametrahana ny vato fehizoro amin’ny asa fanitarana Ny seranan-tsambon’i Toamasina. ankehitriny,
Hamaky ny tohinyNy volana aprily 2018 no nametrahana ny vato fehizoro amin’ny asa fanitarana Ny seranan-tsambon’i Toamasina. ankehitriny,
Hamaky ny tohiny“Niady mivady mihitsy izahay, toa ny adala, maizina ny tany aman-danitra”. Izany no teny voalohany nivoaka ny vavan’ilay renim-piakaviana very zaza.
Hamaky ny tohiny“Raha ny etanôlina vita tamin’ny fary, dia io toaka gasy io mihitsy izay mahery noho ny herin’ny alikaola 90°.
Hamaky ny tohinyNoho ny toaka. Efa tsy tompon’ny tenany ka tsy afaka nandinika fa domelin’ny zava-pisotro mahamamo nandritra ny ora roa ny sain’ny tovolahy iray ka nanindrona antsy ny namany izay nitoroka azy ho nangalatra finday.
Hamaky ny tohinyTsy marina, hoy ny avy eo anivon’ny fikambanana FIMAMI na fikambanan’ny mpiaro ny alan’ny Mikea, ny filazana fa tsy mahasoa ny faritra atsimo andrefana ny fitrandrahana fasimainty ataon’ny orinasa Base Toliara na Toliara sand teo aloha mahakasika kaominina maro ao an-toerana amin’izao fotoana izao.
Hamaky ny tohinyNamoahana didy fampisamborana ny filohan'ny filan-kevitra monisipaly taloha Lalaina Berthnès izay tsy tonga nanatrika ny fitsarana azy omaly. Nampidirina am-ponja vonjimaika ny « conservateur des domaines » sy olona hafa tafiditra tamin'ity raharaha ity.
Hamaky ny tohiny