• Zoma 31 Mey 2019
Actualités.Tontolon`ny zavaboary Sehatra ahafahana mampandroso

Ny 5%-n’ny zava-manan’aina maneran-tany (biodiversité mondiale) dia hita eto Madagasikara avokoa saingy maro ny olana eo amin`ny tontolo iainana tao anatin`ny taona maro.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Mey 2019
Actualités.Fitsarana ny Maitre Olala Mety hofoanana

Ny 31 jona izao no tokony hivaly ny fitsarana natao tao amin’ny fitsarana ambaratonga faharoa tetsy Anosy ny 23 jona teo mikasika ny raharaha Maitre Olala na ny mpisolovava Willy Razafinjatovo, raha tsy misy indray ny fiovana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Mey 2019
Actualités.Fiarovana ny tontolo iainana Niatrika fiofanana fanindroany ny Youclim

Niatrika fiofanana manokana ireo mpampiofana dingana faharoa (STEP 2) ao anatin’ny tetikasa Youclim ny 25 sy ny 26 mey lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Mey 2019
Actualités.Fiarovana ny tontolo iainana Manodina solika efa niasa ny Adonis

20 000 taonina isan-taona eo ny fako avy amin` ny indostria voaangon` ny orinasa ADONIS ao amin` ny toeram-panodinany ny fako ao Ambatomirahavavy toy ny “dechet hydrocarbures”, ny fatina “batteries”,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Mey 2019
Actualités.Tanàna tsy misy jiro Voatery nanampy fitaovana ireo lehiben’ny biraom-pifidianana sasany

Anisan’ny olana mbola sedrain’ireo kaominina ambanivohitra maro eto amintsika isaky ny fotoam-pifidianana tahaka izao ny tsy fisian’ny herinaratra manazava ny tanàna. Voakasik’izany manokana ny kaominina Mahereza, distrikan’Ambohidratrimo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Mey 2019
Actualités.Fitsarana sy fitanana am-ponja Raikitra ny ampamoaka momba an’i Claudine A&C

Manomboka mifoha indray ankehitriny ny raharaha mikasika ilay mpandraharaha voapanga tamin’ny resaka fanodinana fanananam-panjakana, Claudine Razaimamonjy na Claudine A&C.

Hamaky ny tohiny
FTT