• Alatsinainy 24 Jona 2019
Actualités.Fankalazana ny fetim-pirenena Naverina ny kermesin’ny Tafika

Tany amin` ny Repoblika voalohany no nisy farany ny kermesin`ny Tafika Malagasy teny Betongolo karakarain'ny Foloalindahy teto amintsika noho ny antony fandriampahalemana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Jona 2019
Actualités.Madagasikara Mbola manana fiandrianam-pirenena ihany ve ?

Maro ny adihevitra manodidina ny fiainam-pirenena ka miteraka resabe eo anivon`ny fiarahamonina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Jona 2019
Actualités.240 miliara tsy homena ny mpamatsy solika Hahavitan-javatra be raha tsara tantana…

Volabe manodidina ny 240 miliara ariary isan-taona no tsy homena ny kaompania mpanafatra solika intsony taorian’ny fanapahan-kevitra noraisina tamin’ny fampidinana ny vidin-tsolika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Jona 2019
Actualités.Antananarivo, tanàna teknolojika

Anisan’ny manana ny fitaovana fifandraisana ara-teknolojika tsara indrindra isika Malagasy,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Jona 2019
Actualités.Tsenan’ny Arendrina Matin’ny vita sinoa ny vita Malagasy

Mitaraina ireo mpivarotra. Mikaikaika noho ny hafitsoky ny Sinoa ireo mpivarotra arendrina vita Malagasy eto amintsika. Maty mantsy ny tsenan’izy ireo ary zara raha misy mividy,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Jona 2019
Actualités.Lalàna sy zo fototra maha olombelona Fanoitra amin’ny fampandrosoana

“Voararan’ny lalàna ny manala baraka olona sy miteniteny foana, fa endrika tsy fanajana ny zo fototra maha olombelona”, hoy Razanatahina Florence,

Hamaky ny tohiny
FTT