- Talata 06 Aogositra 2019
Actualités.Fananganana barazy any amin’ny RN9 Mpitaky vola tsy ara-dalàna 5 voasambotra
Voasambotry ny Zandary ireo mpanao barazy tsy ara-dalàna mitaky vola an-keriny an'ireo mpitatitra sy mpizahatany ary ny mpiseradia mampiasa ny lalam-pirenena faha-9 mampitohy an’i Morondava-Belo sur Mer-Manja.
Hamaky ny tohiny