• Talata 24 Septambra 2019
Actualités.Mpiasan’ny fahitalavitra MBS Hita faty niantona tao an-tranony i Herizo

Nodimandry i Herizo Rajaonarivony, mpaka sarin’ny fahitalavitra MBS. Hita nihantona tao an-trano fonenany teny Anosipatrana ny nofo mangatsiakan’ity mpiasa amina haino aman-jery ity omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Septambra 2019
Actualités.Fifanitsahana andraikitra Vaky ny adin’ny Fitsarana sy Prezidansa

Raikitra ny ady eo amin’ny minisitry ny fitsarana Randrianasolo Jacques sy ny Talen’ny Birao mpandray fitarainana na « Bureau des doléances », eo anivon’ny fiadidiana ny Repoblika, Rakotomanana Richardson.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Septambra 2019
Actualités.Ankadifotsy Noraisim-potsiny tao an-tranony ilay vehivavy mpisoloky

Noraisim-potsiny tao an-tokantranony ilay tovovavy 25 taona izay nivadi-pitokisana tamin’ny renim-pianakaviana mifanila vodirindrina azy nisamborany vola mitentina 4 tapitrisa ariary.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Septambra 2019
Actualités.Kariera ao Ikalamavony Manara-dalàna izahay, hoy ny tompony

Lainga ary diso tanteraka ny filazana fa nisy ady sy fikasihan-tanana niteraka vono sy naharatrana olona tao amin'ny vohitr'i Befitsiotsy misy kariera ao Ikalamavony, hoy ireo tompon’io kariera io.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Septambra 2019
Actualités.Lalàna mifehy ny serasera Hodinihana eny Tsimbazaza amin`ny fivoriana manaraka

Nankatoavin'ny governemanta ireo antontan-kevitr'ireo fanitsiana ny lalàna mifehy ny serasera taorian'ireo fakan-kevitra avy amin'ireo mpisehatra samihafa tamina haino aman-jery manerana ny faritra nataon'ny minisiteran'ny serasera sy ny kolontsaina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Septambra 2019
Actualités.Raharaha Helikoptera Mpanao gazety 2 voaheloka handoa10 tapitrisa Ar avy

Sazy henjana, dia fandoavana lamandy 10 tapitrisa ariary no nomen’ny Fitsarana an’i Nadia Raonimanalina talen’ny famoahan’ny gazety Le Quotidien sy Mahery Rabearivony gazetin’ny 24h Mada,

Hamaky ny tohiny
FTT