• Alarobia 13 Novambra 2019
Actualités.Fitsarana faobe Voambolana diso

Tsy misy ny fitsarana faobe na « audience forraine », hoy ny filohan’ny sendikan’ny mpitsara eto Madagasikara, Clément Jaona.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Novambra 2019
Actualités.Clément Jaona Hiady ho an’i Faniry Ernaivo ny SMM

Izy tenany no nampahafantatra ahy fa voaroaka izy ary tamin’ny alalan’ny “compte fake” fa hatreto tsy mbola nisy fanambarana ofisialy avy amin’ny Filankevitra ambonin’ny Mpitsara (CSM),

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Novambra 2019
Actualités.Savorovoro ao amin’ny JIRAMA Tale maromaro nesorina

Nirarakopana ny fanesorana tompon’andraikitra tao amin’ny orinasa Jirama omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Novambra 2019
Actualités.Aretin’ny voasarin’Ambohijafy Nahitan’ny VSM fanafana

Nankalazaina tetsy amin’ny Tahala Rarihasina omaly ny andro iraisam-pirenena ho an’ny Siansa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Novambra 2019
Actualités.Ady tanin’ny Silamo sy ny Hindou Niravona ihany 150 taona aty aoriana

Nampahafantarina tetsy amin’ny masoivohon’i India tetsy Tsaralàlana omaly ny fivoahan’ny didim-pitsarana mahakasika ny ady tany nifanaovan’ny Silamo sy ny Hindou eo amin’ilay tempoly Babri- Ram Janambhoomi.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Novambra 2019
Actualités.Faniry Ernaivo Noroahina tsy ho mpitsara intsony

Noroahin’ny filankevitra ambonin’ny mpitsara (CSM) tsy ho mpitsara intsony ny Filohan’ny Sendikan’ny mpitsara eto Madagasikara (SMM) teo aloha Fanirisoa Ernaivo ny 7 novambra teo.

Hamaky ny tohiny
FTT