• Alakamisy 26 Martsa 2020
Actualités.Antsiranana Tsy mitovy hevitra ireo olobe ao an-tanana

Tsy miray hevitra hiaraka hiasa ireo olobe ao an-tanànan'Antsiranana eo amin'ny fandraisana andraikira amin’ny fiarovana amin'ny fihanaky ny tsimokaretina covid-19.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Martsa 2020
Actualités.Fifandraisana amin` ny internet Miha manano-sarotra

Somary nanahirana ny fifandraisana amin` ny internet na ny aterineto eto Madagasikara nanomboka ny talata lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Martsa 2020
Actualités.Minisitra Lalatiana Andriatongarivo “Tsy azo sakanana ny Malagasy te hody an-tanindrazana”

Nitondra fanamarihana eo anatrehan’ny fanakianana na fanenjehana mahazo ny fanjakana ny minisitry ny serasera sy ny kolontsaina Lalatiana Rakotondrazafy Andriantongarivo,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Martsa 2020
Actualités.Nampitandrina ny fanjakana “Aleo miafy 15 andro, toy izay 900 isan’andro no maty”

Mihantra ary hamafisina ny fepetra tsy fahafahana mivezivezy na olona io na fiara eto Antananarivo sy any Toamasina, hoy ny Minisitry ny atitany sady sady Filohan’ny CCO Covid 19 Tianarivelo Razafimahefa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Martsa 2020
Actualités.Haino aman-jery Mampigadra ny tsy fanarahana baiko

Tsy maintsy mampita ny RNM sy TVM ny haino aman-jery tsy an-kanavaka eto Madagasikara amin’ny fotoana hisian’ny fampitana vaovao momba ny Coronavirus. Tsy amin’ny 12 ora ka hatramin’ny 2ora ihany fa amin’ny fotoana rehetra hisian’ny famoaham-baovao miainga avy eny amin’ny CCO na ny “Centre de Commandement Operationnel Covid 19” avy eny Ivato, hoy ny Minisitry ny Serasera sy ny kolontsaina Lalatiana Rakotondrazafy Andriatongarivo omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Martsa 2020
Actualités.Asa aman-draharaha Mampiroborobo ny “télétravail” ny Coronavirus

Mitombo ny tahotra manodidina ny fiparitahan'ny coronavirus ary miezaka ny hampifanaraka azy io ny tontolon'ny asa. Raha toa ka tafiakatra 17 ny isan` ireo olona voamarina fa mitondra tsimokaretina « coronavirus » eto Madagasikara, naka fepetra ireo orinasa sasany eto an-drenivohitra ka hampiharina ny tafiditra ao anatin` ny « télétravail ». Izany hoe, manao ny asa any an-trano fa alefa amin` ny alalan` ny aterineto ny asa.

Hamaky ny tohiny
FTT