• Alakamisy 18 Jona 2020
Actualités.Canal des Pangalanes Eo am-pamaranana ny asa fanajariana

Ny fambolena eto Madagasikara dia miankina betsaka amin'ny orana latsaka, satria tsy manana fotodrafitrasa hifehezana sy handrindrana ny rano, ka dia manantona ny faritra misy rotsak'orana hatrany ny Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Jona 2020
Actualités.Mpanjono vehivavy amin’ny facebook Endahiny sy aolany izay tratrany…

Tovolahy iray 26 taona no voasambotry ny sampan-draharaha miady amin'ny resaka Cybercriminalité teo anivon'ny Polisim-pirenena teny Ankadikely Ilafy ny 15 jona teo noho ny resaka fanendahana,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Jona 2020
Actualités.Herisetra tany Toamasina Polisy iray no efa hanaovana fanadihadiana

Tsy mbola nangina ilay raharaha nampitaraina olona maromaro tao Toamasina nisiana polisy nanao herisetra tamin’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Jona 2020
Actualités.Fambolen-kazo Hampiasa “drone” hamafazana voa ny fanjakana

Eo amin’ny sehatry ny tontolo iainana, dia efa nataon` ny fanjakana laharam-pahamehana ny fiarovana ny ala sy ny tontolo iainana ary ireo harena voajanahary toy ny biby sy zava-maniry miavaka izay tsy misy afa tsy eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Jona 2020
Actualités.Haino aman-jery Miantso tolo-tanana ny Radio fahazavana

Manoloana ny hahamehana ara-pahasalamana mandalo eto amin’ny firenena dia nanao antsoavo ireo mpino Kristianina ny eo anivon’ny radion’ny fiangonan’ny Jesoa Kristy eto Madagasikara na ny Radio Fahazavana (88.6 FM).

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Jona 2020
Actualités.Fifandraisan-davitra « Smart village » 50 no hatsangana

Fitaovana tsy afaka amin` ny besinimaro intsony ny aterineto. Efa tsy afaka miasaraka amin` ny fiainana andavanandron` ny mponina mihitsy izany.

Hamaky ny tohiny
FTT