• Alarobia 15 Jolay 2020
Actualités.Mijilo - Manakara Vola sandoka 210.000 Ariary saika hividianana volamena

Lehilahy roa no tra-tehaky ny Zandarimaria tao amin’ny Kaominina ambanivohitra Mijilo Distrikan’i Manakara ny alahady 12 jolay 2020

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Jolay 2020
Actualités.Fanararaotam-pahefana Manome vahana ireo mpanao trafika lavanila ilay ragôva

Nampiteny ny moana ary mampiraviravy tanana ireo mpiara-miasa ambany fahefany ny fanararaotam-pahefana ataon’ilay ragôva iray, amin’ny baiko sy tsindry manome vahana ireo mpanao trafika lavanila.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Jolay 2020
Actualités.Vokatra Tiko Nitombo isa indray ny botika manokana

Nisokatra nanomboka ny sabotsy 11 jolay ny M Shop Botika etsy Ampasapito, ampitan'ny gare routière.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Jolay 2020
Actualités.Ady amin` ny kolikoly Nihena ny tetibola natokana ho an` ireo rafitra mpanara-maso

Tao anatin` ny fanadihadiana mahakasika ny lalàna mifehy ny tetibolam-panjakana nataon` ny firaisamonim-pirenena CCOC, dia tsikaritra fa nihena ny tetibola natokana ho an` ireo rafitra mpanara-paso (OCFP) sy ireo izay miady amin` ny kolikoly (ILCC).

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Jolay 2020
Actualités.Fihibohana Tsy nahitàna takaitra firy ny fambolena

Araka ny tatitry ny fanadihadiana EHTM natao ny volana jona lasa teo, 10, 1%n` ireo tokantrano no nanambara fa very asa vantany vao nanomboka ny fihibohana

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Jolay 2020
Actualités.Fandevenana eny Anjanahary Telo ny fangatahana voarain’ny BHM Isotry hatreto

Telo hatramin’ny alarobia lasa teo ny fangatahana nandalo teo anivon’ny BMH ( Bureau Municipal d’hygiène)

Hamaky ny tohiny
FTT