• Talata 08 Septambra 2020
Actualités.Fifandimbiasana arak’asa Mpitsara 122 no nafindra toerana

Dingana tsy maintsy tanterahina ary tafiditra ao anatin` ny politikan` ny fitsarana ny famindran-toerana ho an` ireo mpitsara mihoatra ny dimy taona eo amin`ny toerana iray.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Septambra 2020
Actualités.Toetry ny andro Rahona avy any atsinanana no mitondra hatsiaka

Na dia mbola mahare mamirifiry ihany aza isika eto an-drenivohitra sy amin’ny faritra maro tato anatin’ny andro vitsivitsy izay dia fantatra fa tsy vokatry ny hatsiaka nateraky ny vanim-potoanan’ny ririnina intsony izany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Septambra 2020
Actualités.Lehiben’ny fiarovana ara-diplaomatika Amerikanina Nihaona tamin’ny Minisitry ny filaminam-bahoaka

Tonga nitsidika ara-pomba am-panajana ny Minisitry ny filaminam- bahoaka Contrôleur Général de Police Randrianarison Fanomezantsoa ny lehiben'ny fiarovana ara-diplomatika Amerikanina vaovao Kimpston Scott.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Septambra 2020
Actualités.Antsirabe II Mpitrandraka vato an-tsokosoko 12 voasambotra

Mpitrandraka vato an-tsokosoko niisa 12 no voasambotra nanomboka ny farapararan’ny herinandro lasa teo, fa sarona nitrandraka tao anatin’ny faritra arovana ao Ibity, distrikan’Antsirabe faharoa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Septambra 2020
Actualités.Tontolon` ny fitsarana Fitsarana ambaratonga voalohany 10 sy fonja 14 no hatsangana

Nitondra fanazavana mahakasika ireo fotodrafitrasa sy fanatsarana ireo voafonja eto Madagasikara ny Minisitry ny Fitsarana, Johnny Andriamahefarivo, izay politika voizin` ny fanjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Septambra 2020
Actualités.Tontolon` ny fitsarana Fitsarana ambaratonga voalohany 10 sy fonja 14 no hatsangana

Nitondra fanazavana mahakasika ireo fotodrafitrasa sy fanatsarana ireo voafonja eto Madagasikara ny Minisitry ny Fitsarana, Johnny Andriamahefarivo, izay politika voizin` ny fanjakana.

Hamaky ny tohiny
FTT