• Alarobia 04 Novambra 2020
Actualités.Fitantanana ny asam-panjakana Hapetraka manerana ny Nosy ireo fitaovana informatika

Miroso amin`ny fanatsarana ny fitantanan-draharaha ny eo anivon` ny fitondram-panjakana. Anisan` ny manana andraikitra amin`izany ny minisiteran` ny asa, ny Fampananan'Asa, ny Asam-panjakana ary ny Lalàna Sosialy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Novambra 2020
Actualités.Tontolon’ny Fitsarana Mpitsara 1 noroahina, 6 hafa voasazy

Mpitsara 18 no nandalo teo anoloan'ny Filankevitry ny Fitsipi-pifehezana (CODIS) noho ny fandikàna etika sy ny fitsipi-pitondrantena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Novambra 2020
Actualités.Famerenana ny vakok’i Afrika Efa fampanantenan’i Macron tamin’ny 2017

Tsy kisendrasendra ny resaka famerenan’ny Frantsay ny vakoka taty Afrika. Ny fiandohan’ny volana desambra 2017 no efa nanao fanambarana tany Burkina Faso nandritra ny fitsidihany tany Afrika i Emmanuel Macron, fa hamerina ireo vakoka sy harem-bakoka nalain’ny Frantsay taty Afrika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Novambra 2020
Actualités.Croix rouge Malagasy sy Alemana Hifanampy amin’ny fampihenana ny fiantraikan’ny loza voajanahary

Olona an’arivony hatrany isan-taona no mitondra faisana vokatry ny loza voajanahary eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Novambra 2020
Actualités.Fanolanana nahafaty an’i Tifania kely Ny anadahin-dreniny ihany no ahiahiana

Namoy ny ainy ny alin’ny alahady hifoha omaly alatsinainy ilay zazavavy kely vao 7 taona monja antsoina hoe :

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Novambra 2020
Actualités.Hazo sarobidy sy ala voajanahary Mbola tsy azo trandrahana na aondrana

Nohamafisina ny fanapahan-kevitra nivoaka teo amin’ny filankevitry ny minisitra ny 21 oktobra 2020 momba ny famoahana ireo tahirin-kazo tsotra avy amin’ny ala voajanahary izay naaton’ny naoty n°01/19/medd/mi tamin’ny 29 janoary 2019.

Hamaky ny tohiny
FTT