Mbola tsy nirosoana indray hatreto ny famonoan’ny Iranianina ilay Irano-Suédois Ahmadreza Djalali,
izay ho voasambotra sy voatondro ho mpitsikilo tany Iran ny taona 2016. Milaza ny vadiny fa tsy mitombina ny famindrana fonja azy niala tao Téhéran nihazo an’I Karadj. Mandeha ny fifandresen-dahatra amin’ny tsy hamonoana azy, ary isan’ny manao izany ny Amnesty International. Efa niditra an-tsehatra ny Minisitry ny raharaham-bahiny Suédois.
Toky R
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.