• Alakamisy 10 Jona 2021
Actualités.« Opérateurs téléphoniques » Mahatofoka vahoaka tanteraka

Andrasan’ny maro ny ho valin’ny fanadihadiana parlemantera momba ireo « opérateurs téléphoniques »

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Jona 2021
Actualités.Antananarivo renivohitra Harahi-maso amin’ny « caméra de surveillance » ny fako

“Anisan’ny laharam-pahamehan’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra ny fanatsarana ny fifamoivoizana sy ny filaminam-bahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Jona 2021
Actualités.Ady tany etsy Antanandrano Mitohy mampiditra ny fitaovany ilay orinasa

Ny taona 2005 no tena nanomboka ny ady mikasika ity tanindrazanay eto Antanandrano,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Jona 2021
Actualités.Herisetra sy fanimbana fananan’olona Polisy iray tazonina sy hadihadiana etsy Analamahitsy

Notazonina ao amin'ny kaomisaria ary nanokafana fanadihadiana ny polisy iray nanao herisetra tetsy Analamahitsy,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Jona 2021
Actualités.Lakana rendrika tao Salary Mpandeha 3 namoy ny ainy, 3 mbola karohina

Lakana iiray mpitatitra olona, mandeha milina, mirefy 8m ny halavany sy 0,70m ny sakany rendrika tany an-dranomasina ny sabotsy 5 jona 2021

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Mey 2021
Actualités.Tsenabarom-panjakana 1,4 miliara Ar Misy tan-dapa voatonontonona amina hosoka

Tan-dapa iray eo anivon’ny Fiadidian’ny Repoblika no voatonontonona amina tsenabarom-panjakana tsy mangarahara.

Hamaky ny tohiny
FTT