Actualités

Kaominina Ivato Lasa resabe fotsiny ilay fanavaozana ny biraon’ny kaominina


  • Alakamisy 07 Oktobra 2021

Lasa resabe fotsiny ilay asa fanavaozana ny biraon’ny kaominina Ivato, distrikan’Ambohidratrimo. Hatramin’ny fotoana nandalovanay teny an-toerana mantsy dia tsy mbola misy tonga

 ao amin’ity kaominina ity na biriky iray aza. Raha araka ny fampanantenana azon’izy ireo anefa dia hovitaina ao anatin’ny enim-bolana ny asa raha ela indrindra ary hanara-penitra no sady hanana endrika miavaka. Mahatsiaro ho very fanahy mbola velona ireo mpitantanana ity kaominina ity sy ny mponin’Ivato manoloana izany. Raha tsiahivina kely moa dia kasaina hazera hatrany amin’ny fotony mihitsy ny biraon’ny kaominina Ivato. Ny filoham-pirenena mivantana no tonga nampanantena izany teny an-toerana saingy indrisy hatreto tsy mbola hita izay vokany.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

Hijery ny tohiny
FTT