• Alarobia 30 Jona 2021
Actualités.Fanadihadiana nampiady hevitra Nisafidy ny hangiana hatreto ny Minisitry ny serasera

Herinandro teo ho eo izay no niteraka adihevitra tsy nifankahitana teto Madagasikara ny famoahan’ilay mpanao gazetin’ny France 24 sy TV5 Monde Rtoa Gaëlle Borgia

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Jona 2021
Actualités.Claire A. Pierangelo Ambasadaoro vaovaon’i Etazonia eto Madagasikara

Ramatoa Claire A. Pierangelo no noteren’ny Filoha Amerikanina Joe Biden ho Ambasadaoron’i Etazonia eto Madagasikara sy ny Vondron’ny Nosy Kaomoro.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Jona 2021
Actualités.Mpanao gazety Gail Borgia Mety horoahin’ny Fanjakana ?

Naneho ny tsy fahafaliany tamin’ny fanadihadiana nataon’i Gail Borgia mpanao gazety solontenan’ny France 24 sy ny TV5 Monde eto amintsika governoran’ny Faritra Androy Dr Soja Tsimandilatse Lahimaro,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Jona 2021
Actualités.Tale jeneralin’ny ACM Manao M.A.P eto an-toerana fa tsy any ivelany

Ny 20 jona lasa teo no namoahan’ny Minisitra sady depiote teo aloha Anthelme Ramparany tamin’ny tambajotra fa « Araka ny siosion-dresaka dia nalefa nitsoaka any Afrika Atsimo tamin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Jona 2021
Actualités.Tolo-pehin-kevitra momba ny trafikam-bolamena Nihemotra indray fandinihan’ny Antenimiera azy

Tokony ho natao omaly alatsinainy ny fandinihana sy fandaniana io volavolana tolo-pehin-kevitra momba ny fanondranana volamena antsokosoko,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Jona 2021
Actualités.Antanimora Voafonja 130 no vita vaksiny

Nisitraka vaksiny covishield iadiana amin’ny covid-19 ireo voafonja ao Antanimora.

Hamaky ny tohiny
FTT