• Zoma 20 Aogositra 2021
Actualités.Disadisa takariva teny Ambohijatovo Saika nifamono ny polisy sy ny miaramila

Nisehoana sahotaka omaly 19 aogositra hariva teny Ambohijatovo, raha ny vaovao azo sy niparitaka nanamafy azy. Raikitra ny gidragidra teo amin’ny miaramila sy ny polisy. Raha ny ambangovangom-baovao azo

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Aogositra 2021
Actualités.Ranomafana May kilan’ny afo ny tranon’ireo zandary

Nitrangana haintrano goavana tao amin’ny tobin’ny zandary Ranomafana Ifanadiana afak’omaly tokony ho tamin’ny 10 ora atoandro.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Aogositra 2021
Actualités.Fanimbana ny fananan’ny Jirama Olona 14 no notanana am-ponja vonjimaika

Tohin’ny raharaha halatra solika sy fanimbana foto-drafitrasan’ ny Jirama izay nitranga ny alin’ny Sabotsy 07 aogositra lasa teo, dia fantatra izao fa olona 14 isa no notanana am-ponja vonjimaika.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Aogositra 2021
Actualités.Fiainam-pirenena Tena ilaina ny zandary fa tsy haitraitra

Vita omaly tao amin'ny Toby Jeneraly Ramarolahy Philibert ao Betongolo ny famindram-pitantanana teo amin'ny Jeneraly Gellé Serge,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Aogositra 2021
Actualités.“Opérateurs téléphoniques” mampikolay Aiza ho aiza ilay fanadihadiana ny Parlemantera ?

Ny fiandohan’ny volana jona no nilaza fa nanangana vaomiera manokana hanao fanadihadiana ireo orinasa miantsoroka ny tambazotra ara-tserasera na “opérateurs téléphoniques”

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Aogositra 2021
Actualités.Fisolokiana fidirana ho mpianatra ho zandary Raim-pianakaviana iray very vola 6.600.000 Ar

Raim-pianakaviana iray indray no tonga nitaraina tao amin’ny zandarimariam-pirenena ao Mandritsara ny 09 aogositra teo fa voasoloky vola 6.600.000 Ar

Hamaky ny tohiny
FTT