Actualités

Antsanitia-Mahajanga Lehilahy niady vovo maty nihotsahan’ny tany


  • Talata 30 Novambra 2021

Raim-pianakaviana iray 60 taona no maty nihotsahan’ny tany omaly maraina tokony ho tamin’ny 09 ora tany Antsanitia ‚ Belobaka distrikan’i Mahajanga II .

 Raha araka ny fantatra dia Raim-pianakaviana mpangady vovo izy io ka nandritra ny fanatanterahany izany asany izany indrindra no nisehoan’ny loza.Tsy niandry ela fa tonga niaraka tamin’ireto fitaovana marobe nanavotana azy ireo ny solombavambahoaka any an-toerana mba hitadiavana ny nofo mangatsikan-dratompokolahy izay mbola tsy hita hatramin’ny omaly hariva fotoana nanoratanay.Na izany asa tsy nisy niala ireo tompon'andraikitra ara-panjakana maro any an-toerana miaraka amin'ny fokonolona amin’ny fikarohana ny razana.
Nangonin’i Pati
Legende : Mafotaka tahaka izao ny fikarohana ny razana omaly hariva
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakàna

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT