• Alakamisy 07 Oktobra 2021
Actualités.Kaominina Ivato Lasa resabe fotsiny ilay fanavaozana ny biraon’ny kaominina

Lasa resabe fotsiny ilay asa fanavaozana ny biraon’ny kaominina Ivato, distrikan’Ambohidratrimo. Hatramin’ny fotoana nandalovanay teny an-toerana mantsy dia tsy mbola misy tonga

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Oktobra 2021
Actualités.Foloalindahy Nodimandry ny jeneraly Fidy

Nodimandry omaly 05 oktobra hariva ny Jeneraly Andrianafidisoa fantatry ny maro amin’ny hoe Jeneraly FIDY. Manamboninahitra ambony isan’ny nanamarika ny tantaram-pirenena teto Madagasikara,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Oktobra 2021
Actualités.Ampitatafika Miezaka mitady loharanom-bola hafa ny kaominina

Ankoatra ny hetra izay nidinabe tokoa ny taham-pandoavana azy ho an’ny ankamaroan’ny kaominina vokatry ny fandalovan’ny valan’aretina Covid 19

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Oktobra 2021
Actualités.Fanavotana ny Air Madagascar Andrasana izay ho tapahan’ny filankevitry ny minisitra anio

Nivory nandritra ny adin’ny 3 teny amin’ny CCI Ivato ireo solontenan’ny mpiasan’ny Air madagasikara sy Tsaradia ary ny filankevim-pitantanan’ny Air Madagascar.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Oktobra 2021
Actualités.Ministeran’ny serasera Lasa fitaovana hamoretana ny asa fanaovan-gazety

Eo ny olana eo amin’ny tontolon’ny asa fanaovan-gazety, izay tafiditra ao anatiny ny Minisiteran’ny serasera noho ny fitsabahana amin’ny raharahan-tokantranon’ny holafitra sy ny tontolon’ny fanaovan-gazety amin’ny ankapobeny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Oktobra 2021
Actualités.Minisitra Andry Ramaroson Tratry ny sivana ao amin’ny TVM sy RNM ?

Manomboka sahy mamaky bantsilana ny tsy fahafaha-misitraka ny famoaham-baovao any amin’ny haino aman-jerim-panjakana TVM sy RNM ny tompon’andraikitra ara-panjakana sasany noho ny fahatsapana ny sivana.

Hamaky ny tohiny
FTT