• Alakamisy 28 Oktobra 2021
Actualités.Fanamboarana an’ Andekaleka Mety tsy hisy jiro Antananarivo amin’ny faran’ny herinandro

Mety tsy hisy jiro Antananarivo sy ny manodidina amin'ny faran'ny herinandro izao noho ny asa fanamboarana ny fantsona lehibe mitahiry rano manodina ny toby mpamokatra ao Andekaleka,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Oktobra 2021
Actualités.Fidangan’ny fitaovana fanorenan-trano Sao dia tokony atsahatra kely aloha ny fanorenana ?

Misy kosa ny manolo-kevitra hoe: Atsaharo aloha ny fanorenana!! Antony roa ny tena mampiakatra an'io ka voaloany dia ny saran’ny fitaterana na ny “fret maritime”, ary faharoa ny “speculation” na fanafenana ny entana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Oktobra 2021
Actualités.Fisokafan’ny sisintany Mamporisika ny amin’ny fa nnaovam-bakisiny ny mpitsabo

Efa miha manakaiky ny fotoana hisokafan’ny sisintany eto amintsika hahafahana manarina ny toe-karena izay nitontongana vokatry ny fiparitahan’ny valan’aretina Covid 19.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Oktobra 2021
Actualités.Ambohidahy Ankadindramamy Fatin-dehilahy iray hita tao anaty rano

Lehilahy iray hita faty tao anaty rano tetsy Ambohidahy Ankadindramamy omaly vao maraina. Ankizy kely nilalao no nahita sy nahatsiritra izany voalohany, ka nilaza fa misy saribakoly be ao anaty rano.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Oktobra 2021
Actualités.Vono olona tany Anjeva Miseho ho mahitahita ny havan’ilay nahavanon-doza

Renim-pianankaviana iray antsoina hoe: Ravololonjanahary na “Lolona” no ahafantaran’ny olona azy no lasibatry ny asa ratsy, saika nanaraka hatramin’ny ainy tany amin’ny kaominina Anjeva Gara ny sabotsy 09 oktobra,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Oktobra 2021
Actualités.Ministeran’ny serasera Te hamerina ny sivana ve ?

Taorian’ireo fanadihadiana nataona haino aman-jery iraisampirenena tato ho ato mikasika ny fiainam-pirenena eto Madagasikara, indrindra,

Hamaky ny tohiny
FTT