• Zoma 12 Novambra 2021
Actualités.“JIRO MAIZINA” Bokan-trosa 707 miliara Ar ny Jirama

Nampahafantarina omaly ny horonan-tsary novokarin’ny Tambazotra Malina mitondra ny lohateny hoe: “Jiro Maizina”, izay niarahany tamin’ny Tranparency International-Initiative Madagascar, Friedrich Ebert Stiftung,…

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Novambra 2021
Actualités.Fiovaovan’ny toetr’andro Tandindomin-doza ny firenena, hoy ny SECES

Nanao fanambarana tetsy amin’ny oniversiten’Antananarivo etsy Ankatso omaly ny avy eo anivon’ny sendikan’ny mpampianatra mpikaroka sy mpikaroka mpampianatra eto Antananarivo na SECES

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Novambra 2021
Actualités.Atsimondrano Nahatrarana heroine 18 fonosana ilay lehilahy

Lehilahy iray 24 taona no nosamborin’ny Polisy avy ao Tanjombato ny 10 nnovambra lasa teo tokony ho tamin’ny 05 ora hariva rehefa nahatrarana zava-mahadomelina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Novambra 2021
Actualités.Désiré Ranaivoson “Tsy misy mazia izany io”

Ny fiovaovan’ny toetr’andro dia zavatra fantatra fa iainan’izao tontolo izao, hoy ny filohan’ny antoko politika Marina, Désiré Ranaivoson.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Novambra 2021
Actualités.Sendikan’ny Mpitsara eto Madagasikara Mbitanarivo Andriantsihorisoa no Filoha vaovao

Lany ho Filohan’ny Sendikan’ny Mpitsara eto Madagasikara (SMM) ny mpitsara Mbitanarivo Andriantsihorisoa, araka ny fifidianana natao omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Novambra 2021
Actualités.Fiondranana an-tsokosoko nahafaty olona 4 10 nidoboka am-ponja, 2 arahi-maso ara-pitsarana

Olona miisa 10 voasaringotra tamin’ny raharaha fitaterana sy fiondranana an-tsokosoko saika hihazo an’i Mayotte ny 23 oktobra lasa teo no naiditra am-ponja vonjimaika.

Hamaky ny tohiny
FTT