• Talata 14 Desambra 2021
Actualités.Miha reraka i ZOTO Fa inona marina no tena tanjony ?

Ny mpanakanto Barinjaka no nitatitra omaly tao amin’ny tambazotra facebook hoe : “ an-dalana ho any Ramena Midongy atsimo hanao fampisehoana aho no nifanena tamin’ity rangahy ity (Zoto),

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Desambra 2021
Actualités.Namoaka karazana fanehoan-kevitra tamin’ny fiandohan’ity herinandro ity, ao anatin’ny mbola fisiana fahatapahana herinaratra sy rano ny ministeran’ny angovo sy ny akoranafo milaza fa

mandalo sedra mafy ny tontolon'ny angovo amin'izao fotoana izao. Miaiky ny ministera tompon’andraikitra fa maro no mimenomenona ny amin'ny tolotra omen'ny Jirama ary misy aza ny simba fananana mihitsy noho ny amin'izany

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Desambra 2021
Actualités.Harena azo tsy ara-drariny sy kolikoly 111 miliara Ar no tokony hogejaina

Manodidina ny 111.000 tapitrisa ariary na 111 miliara Ariary ny vola tokony hogejaina ka ampidirina amin’ny kitapom-bolam-panjakana,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Desambra 2021
Actualités.Zaza varira nisy naka voamaso Nalefa ao amin’ny hopitalin’Ihosy

Nalefa ao amin'ny hopitaly Ihosy ilay zaza varira nisy naka voamaso tany Benato Toby, raha ny fampitam-baovaon’ny depiote voafidy tao Betroka, Nicolas Randrianasolo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Desambra 2021
Actualités.Sambava Nokorontanin’olona nasesi-javatra ireo skoto

Tamin'ny 11ora sy sasany alina no nisy nanozongozona ny tempolin'Andriamanitra FJKM tao Tsararivotra izay natorian'ireo Skoto Fjkm tamin’ny Sabotsy alina teo ka nisy nanakotaba no sady niantso mafy ny Pastora,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Desambra 2021
Actualités.Vehivavy TIM Analamanga Nankalaza manokana ny tsingerin-taonan’i Dada

Nihaona sy nankalaza ny tsingerin-taona nahaterahan’ny Filoha teo aloha Marc Ravalomanana ireo vehivavy TIM eto Analamanga ny sabotsy.

Hamaky ny tohiny
FTT