Actualités

Kolejy sacré coeur Toliara I Mpianatra maromaro tratran’ny ambalavelona


  • Zoma 25 Martsa 2022

Mpianatra maromaro manovo fahalalana eo anivon’ny kolejy sacré coeur Toliara I no tratran'ny ambalavelona omaly ny maraina , raha araka ny loharanom-baovao azo.

Efa tamin’ny alatsinainy teo no nisy ny trangana ambalavelona tahaka izao tao amin’ity sekoly ity raha ny fantatra ary nitohy omaly. Nisy moa ny fanompoam-pivavahana natao omaly tao Chapelle Sacré coeur Tsianaloka entina hanesorana izao areti-mandoza izao raha ny fanazavana azo hatrany.
Nangonin’i Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakàna

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT