• Alatsinainy 20 Desambra 2021
Actualités.Nanolana ny anabaviny, nahafaty ny renibeny Voasambotra ny mpitandro filaminana I Jacob

Raha tsiahivina ny tantara dia nanolana ny anabaviny tao amin’ny efitrano fandriany sy namono nahafaty ny Renibeny ity tovolahy iray ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Desambra 2021
Actualités.By pass Omby nirifatra saika nitera-doza

Omby iray no nitrifana saika nitera-doza teny amin’iny By pass iny ny harivan’ny zoma teo. Tranga fahita matetika ny toa io, raha ny fampitam-baovaon’ireo mponina manodidina,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Desambra 2021
Actualités.Roland Ratsiraka Nanangam-bovona momba ny CVO, sisin-tany,..

Nanohy ny tsikera mivaivay fanaony ny depiote Roland Ratsiraka omaly ka naneho, fa fomba fanodinkodinam-pankalana mazava be ny fanafody sy tambavy CVO fa tsy resaka famahana ny olana ara-pahasalamana,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Desambra 2021
Actualités.Fodian’ireo tavela amin’ny tany Arabo Mitalaho amin’ny Fanjakana ny AZIG

Manamafy ny antso amin’ny Fitondram-panjakana Malagasy handray fepetra hanamorana ny fampodiana an’ireo mpiasa any amin’ireo firenena arabo ny Fikambanana Zanak’i Gasikara na AZIG.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Desambra 2021
Actualités.Mpamorona didin’akanjo Malagasy “Adikan’ireo mpaka tahaka sy amidiny mora be ny asanay”

Misedra olana ankehitriny ireo mpamorona didin’akanjo na “styliste” Malagasy, raha ny fanazavan’ny tanora mpisehatra eo anivon’izany, Andrianina Rasolomampionona.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Desambra 2021
Actualités.Ady amin'ny herisetra Mpanao gazety 35 nahazo fiofanana

Mahazo vahana ny herisetra eny anivon'ny fiaraha-monina hatramin'ny nisian'ny valan'aretina coronavirus teto amintsika.

Hamaky ny tohiny
FTT