Actualités

Nisoloky vola 85 tapitrisa Ar Karohana i Rasendralisoa Elodie


  • Alakamisy 31 Martsa 2022

Namoahana didy fampikarohana Rasendralisoa Elodie. Tao Antsororokavo lot 3604 K9/08 Fianarantsoa no adiresy nahitana azy farany.

Raha araka ny loharanom-baovao azo dia nisoloky lela-vola 85.000.000 ariary tamin'ny raharaha tolotr'asa tao amin'ny FID ny vehivavy izay tsy misy akory. Niasa tao amin’ity orinasa iray ity izy raha araka ny fantatra ary efa tsy miasa ao intsony hany ka maro ireo voasolokiny. Afaka miantso ny laharam-pinday 0340599871 (Commissariat central de police Ampasambazaha Fianarantsoa) izay misahana ny famotorana moa ireo mahita na mahafantatra azy ary horaisina ho tsiambarantelo ny mikasika ireo manome ny vaovao.
Nangonin’i Pati
Legende : Ity ny vehivavy !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakàna

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT