• Alarobia 02 Febroary 2022
Actualités.Ampitatafika miatrika rivodoza Efa mandeha ny fanentanana ny mponina

Anisan’ny vaovao mitana ny sain’ny maro ny fisian’ilay rivo-doza voalaza fa mahery vaika antsoina hoe : Betsaika vinavinaina hiditra eto amintsika amin’ny faramparan’ity herinandro ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Febroary 2022
Actualités.Rivodoza Basirai 1473 kmmiala ny nosy ny foibeny omaly

Miha manatona an’i Madagasikara hatrany ilay rivodoza Batsirai. Tany amin’ny 1 473 Km Antsinanana somary Avaratra Antsinanan’i Sainte Marie no nisy ny foibeny omaly 31 janoary

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Febroary 2022
Actualités.BEMASOANDRO ITAOSY Lehilahy nahatrarana cocaine 2 grama

Voasambotry ny Polisy misahana ny ady amin’ny zava-mahadomelina Anosy teny Bemasoandro Itaosy ny lehilahy iray 34 taona ny 29 janoary lasa teo rehefa nivarotra sy nidoroka cocaïne.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Janoary 2022
Actualités.Ahiana handravarava Ho avy amin’ity herinandro ity ny rivodoza Batsirai

Tombanana hisy fiantraikany ho an’ny tapany antsinanan’i Madagasikara manomboka ny alarobia 03 janoary 2022 izao ny rivodoza batsirai.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Janoary 2022
Actualités.Tolo-tànan’ny ho an’ny traboina Vary 1 taonina sy voamaina 500 kg ny Arema

Tonga nanatitra ny fitia tsy mba hetra ho fanampiana ireo Malagasy izay traboina noho ny fikaran’ny rano teny amin’ny Biraom-pirenena misahana ny loza sy ny tandindon-doza na ny BNRGC ny Antoko Arema ny sabotsy 29

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Janoary 2022
Actualités.Vokatry ny delestazy Milona ny asa eny anivon’ireo biraom-panjakana

Tsy misy izay tsy mitaraina ny amin’ny voka-dratsy ateraky ny delestazy ny sarababem-bahoaka. Ho an’ireo sampandraharaham-panjakana toy ny kaominina ohatra raha araka ny fanadihadiana natao dia ny famitana ireo

Hamaky ny tohiny
FTT