• Talata 15 Febroary 2022
Actualités.Minisiteran’ny fitsarana Nahazo fitaovana mitentina 108.000 dolara

Tontosa omaly alatsinainy 14 febroary 2022 tetsy amin’ny minisiteran’ny fitsarana etsy Faravohitra ny lanonana fanolorana fitaovana informatika sy ho an’ny birao avy amin’ny biraon’ny firenena mikambana

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Febroary 2022
Actualités.Minisitry ny fitsarana mpisolo toerana Efa miteraka adihevitra sahady ny fanendrena azy

Efa niteraka adihevitra be ny fanendrena ny filohan’ny vaomiera lazaina ho mahaleotena misahana ny fifidianana na CENI, Dama Arsène Andrianarisedo, ny 7 desambra 2021 teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Febroary 2022
Actualités.Toetr’andro Hiditra an-tanety rahampitso ny rivodoza Dumako

Eo anelanelan’Antalaha sy ny nosy sainte Marie ny talata alina izao ny rivodoza Dumako.Raha ny omaly alahady dia tany ho any amin’ny 1083 km atsinanana somary avaratra atsinanan’Antalaha

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Febroary 2022
Actualités.Fambolem-bary 160 000 ha no omena ny Arabo sy ny Sinoa

Hamboly vary any amin’ny Faritra Menabe ny Sinoa. Velarantany iray hetsy hekitara no hiompanan’ny tetikasa. 2.000 hekitara (ha)

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Febroary 2022
Actualités.Fitakian’ny vadintany Mitady hisy hijapy hiarovana olon-tokana

Raha ny resaka nifanaovana tamina vadintany iray dia tena mihatra amin'ny asan’izy ireo mihitsy ny ataon'ny Fanjakana amin'izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Febroary 2022
Actualités.Tsy fahampiana ara-pitaovana Nampindramin’Ambatovy raopilanina ny Fanjakana

« Omaly 12 febroary 2022, dia nampindrana fiaramanidina hitondrana ireo tompon’andraikim-panjakana sy ireo mpisehatra anatin’ny vonjy voina ho any Mananjary ny orinasa Ambatovy, ho fanampiana an'ireo maro tra-pavoazana

Hamaky ny tohiny
FTT