Actualités

Ambohibao Antehiroka « Vernis à ongles » no nampiasaina nanaovana vola sandoka


  • Talata 03 Mey 2022

Mpivady sy vehivavy iray izany hoe : olona 3 no tratra nampiasa sady manamboatra vola sandoka, teny Ambohibao Antehiroka teny ny faran’ny herinandro.

Nisy penina maitso sy hety ary "vernis à ongles" hita tao an-tranon'ireo mpivady rehefa natao ny fisavana. Fampitam-baovao avy tamin’ny olona tsara sitrapo kosa no nahatrarana azy ireo.Efa notazonina natao famotorana ao amin'ny zandarimaria moa izy 3 ireo raha araka ny loharanom-baovao azo. Mbola tsy naharaisana fitarainana kosa anefa ny eny an-toerana mikasika ny fahitana na fampiasana vola sandoka.

Nangonin’i Pati

Legende : Ireto izy mivady sy ireo fitaovana nampiasain’izy ireo

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakàna

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT