Actualités

Fanolanana sesilany Zaza 13 taona naolan’ilay olona nametrahany azy


  • Alakamisy 05 Mey 2022

Zazavavy kely vao 13 taona monja napetraky ny ray aman-dreniny tamin' olona mivady, izay mba naman'izy ireo ihany ary monina antanan-dehibe,

no naolan'ilay raim-pianakaviana, 49 taona, izay mpampiantrano azy ihany. Efa nanomboka ny volana May taona 2021 no nanao izao fomba mamoafady izao tamin'ity zaza ity io Raim-pianakaviana io isaky ny tsy eo ilay ramatoa vadiny ary rahonany ho vonoina raha mitantara ny mahazo azy amin'olona ilay zaza tsy manan-tsiny. Rehefa nentina tany amin’ny mpitsabo ity farany dia voaporo fa simba tanteraka ny fivavianyNosamborina ary natolotra ny fitsarana ilay rangahy nahavanon-doza sy ny vadiny. Notanana am-ponja, miandry ny fotoam-pitsarana itsy voalohany raha nafahana ambany fanaraha-mason'ny fitsarana kosa ity farany.
Nangonin’i Pati
Legende : Ity ilay Raim-pianakaviana nahavanon-doza !

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakàna

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT