Actualités

Mananara Avaratra Tratra ireo mpisoloky amin'ny alalan'ny kalanoro


  • Talata 03 Mey 2022

Lehilahy dimy no nosamborin'ny polisy tao Mananara Avaratra, rehefa fantatra fa tompon’andraikitra amin'ny fisolokiana olona, amin'ny alalan'ny fampitomboana vola.

Misandoka, manao feona kalanoro izy ireo ary efa misy tambazotra mihitsy. Ao ny miantso olona amin'ny alalan'ny finday, manao izay feona kalanoro izay, na koa feona dadilahy, misy koa ny manara-maso manokana ny fihetsika hataon'ireo olona ho solokiana, ary misy ny mpanangona ny vola. Efa natolotra ny fitsarana ao Mananara ny raharaha. Efa maro ireo olona voasolokin'ity tambazotra ity, raha ny vaovao avy amin'ny polisim-pirenena ao an-toerana ary efa nahazoany vola betsaka. Loharano.
Nangonin’i Pati

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakàna

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT