• Alatsinainy 21 Febroary 2022
Actualités.Ambanja – Faritra Diana Miroborobo ny voly rongony

Malaza amin’ny famokarana rongony ny distrika Ambanja raha ny fanadihadina natao. Matetika rehefa mahatratra ny rongony sy izay olona vosaringotra amin’io raharaha ny polisy sy ny zandary dia voatonina hatrany i Ambanja.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Febroary 2022
Actualités.Toetry ny andro Ahiana hahery vaika ny rivodoza Emnati

Nivadika ho rivodoza omaly maraina ilay andro ratsy tao amin’ny ranomasimbe Indiana ka nomena ny anarana hoe “EMNATI”. T

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Febroary 2022
Actualités.Jean Claude Rakotonirina “Tena voa mafy i Mananjary”

Nanampy trotraka ny fahasahiranam-bahoaka ny vokatry ny rivodoza, izay loza voajanahary nefa raharaham-pirenena tsy maintsy hatrehina,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Febroary 2022
Actualités.Madagasikara Hisokatra tsikelikely ny sisin-tany

Mandeha ny fanitarana tsikelikely ny fanokafana ny sisin-tanin’i Madagasikara. Nanambara ny Minisiteran’ny fitaterana sy ny famantarana ny mety ho toetry ny andro fa mihetsika amin’ny fihaonana sy fifampidinihana teknika

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Febroary 2022
Actualités.Mangarahara – Mandritsara Zaza 9 taona maty natelin’ny rano

Nisahotaka ireo mponina rehetra manodidina ny tetezana Mangaraha ao Mandritsara rehefa naheno fa mpianatra izay vao rava nianatra no nilomano tao amin’ny renirano io no tsy hita popoka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Febroary 2022
Actualités.Fifandraisan-davitra Nankasitraka ireo mpiara-miasa aminy ny Airtel

Miroborobo hatrany ny resaka fifandraisana eto amintsika. Zary lasa fiainan’ny olona mihitsy ny fampiasana finday na hiasana sy hiantsoana fianakaviana izany na koa hifandefasana vola.

Hamaky ny tohiny
FTT