• Zoma 25 Febroary 2022
Actualités.Dany Rakotoson “Lasa mpanao asa soa ny mpitondra ”

Ny zava-miseho iainan’ny vahoaka Malagasy ankehitriny dia miainga amin’ny tranga any amin’ireo mpitondra ihany, hoy ny mpandinika raharaham-pirenena, Dany Rakotoson.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Febroary 2022
Actualités.Tsy misangy ingahy ben’ny tanàna Harodana izay trano tsisy « Pérmis de construire »

Manangasanga any ny vinan’ny ben’ny tanànan’Antananarivo Naina Andriantsitohaina angatahana fankatoavan’ny Mpanolontsaina Monisipalin’ny tanàna mba handrodanana ireo trano rehetra tsy nahazo fahazoan-dàlana hanorina

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Febroary 2022
Actualités.Antananarivo Renivohitra Naverina nodinihina ilay hetran-trano mampikolay vahoaka

Miditra amin’ny fivoriana tsy ara-potoana faharoa amin’ity taona 2022 ny Filankevitra monisipalin’ny tanànan’Antananarivo nanomboka omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Febroary 2022
Actualités.Mpampianatra EPS “Esory Ratsivahiny fa tsy mendrika”

Tsy mbola tapitra hatreo ny raharaha momba ny fifamaliana teo amin’i Dadan’i Brayan na Depiote Andry Ratsivahiny sy ilay mpampianatra taranja ara-panatanjahantena (EPS) Ramose Njara na Randriamanendrika Anjarasoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Febroary 2022
Actualités.Fanomezana ho an’ny olon-tiana Betsaka ny azo hatolotra sy amin’ny vidiny mirary

Mbola fotoana mahamety tsara ny fanolorana fanomezana ho an’ny olon-tiana izao noho ny fankalazana ny fetin’ny mpifankatia tamin’ny 14 Febroary lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Febroary 2022
Actualités.Fandrodanana ny tranony Nalaheo mafy ny Jeneraly Tsaranazy

Nitondra fanazavana ny Jeneraly Tsaranazy Jean Emile omaly taorian’ny fandrodanana ny tranony etsy Ampasapito ny talata lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT