Actualités

Fetin’ny reny Hikarakara hetsika ny IKM


  • Zoma 27 Mey 2022

Ho fanohanana hatrany ny vita Malagasy, ny IKM Antsahavola dia mikarakara hetsika mitondra ny lohanteny hoe “Neny Tiako Fifaliako”, andiany faha 8,

hoy ny fampahafantarana nataon’ity Ivotoeran’ny kolontsaina malagasy ity. Hankalazana ny fetin'ny reny ihany koa izy io, hoy ny fampitam-baovao. Manan-danja lehibe eo amin'ny fiainan'ny fiarahamonina ny reny. Izy ireny no kitapo nifonosana ary nitondra 9 volana an-kibo. Rariny sy hitsiny raha omena sehatra izy ireo. Misokatra ny varavarana ny zoma 27 may 2022 (TTF: anio) ho anareo rehetra te hanome fanomezana ho an'i Neny. Misy “seance de Qi Qong sy Streching” maimaimpoana ihany koa fa mila misoratra anarana, hoy hatrany ny fampitam-baovao.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT