• Alakamisy 05 Mey 2022
Actualités.Ahiana ho nampamono ny rafiny Voasambotra ilay vadina dokotera

Voasambotra afak’omaly Alarobia hariva ilay vadina dokotera voarohirohy ho nanakarama olona namono an'i Elisabeth ilay tovovavy mpianatra paramed,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Mey 2022
Actualités.Fanolanana sesilany Zaza 13 taona naolan’ilay olona nametrahany azy

Zazavavy kely vao 13 taona monja napetraky ny ray aman-dreniny tamin' olona mivady, izay mba naman'izy ireo ihany ary monina antanan-dehibe,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Mey 2022
Actualités.MPISANDOKA HO MPIASAN’NY JIRAMA Sady tsy nitondra “badge” no niditra an-keriny

Mirongatra ny trangana tsy fandriampahalemana eto amintsika. Ankoatra ny hala-botry sy ny fanendahana dia misy mihitsy ireo sahy miditra an-trano an-keriny toy ity lehilahy iray izay nisandoka ho mpiasan’ny JIRAMA.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Mey 2022
Actualités.Tranga hafahafa Maty tampoka ilay voalaza fa zandary sandoka

Nindaosin’ny fahafatesana tampoka ny alatsinainy maraina teo Rakotonirina Tahianjanahary Jean Luc na i Nantenaina Rakoto, lehilahy voalaza fa nisandoka ho zandary, nosamborina tany Foulpointe ny 10 aprily teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Mey 2022
Actualités.Mananara Avaratra Tratra ireo mpisoloky amin'ny alalan'ny kalanoro

Lehilahy dimy no nosamborin'ny polisy tao Mananara Avaratra, rehefa fantatra fa tompon’andraikitra amin'ny fisolokiana olona, amin'ny alalan'ny fampitomboana vola.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Mey 2022
Actualités.Ambohibao Antehiroka « Vernis à ongles » no nampiasaina nanaovana vola sandoka

Mpivady sy vehivavy iray izany hoe : olona 3 no tratra nampiasa sady manamboatra vola sandoka, teny Ambohibao Antehiroka teny ny faran’ny herinandro.

Hamaky ny tohiny
FTT