Actualités

Filohan’ny antenimieram-pirenena Nampionona ny fianakavian’i Rak Roots


  • Zoma 22 Jolay 2022

Nandefa teny fampiononana ho an’ny fianakavian’ny mpanakanto Rak Roots ny filohan'ny Antenimierampirenena, ny depiote Christine Razanamahasoa,

raha nandre fa nodimandry ny alin’ny alarobia 20 jolay 2022 teo ity mpanakanto Malagasy manana ny lazany hatrany am-pitan-dranomasina ity. Mankahery anareo mpanakanto,namana sy tapaka nifanerasera taminy ihany koa, hoy izy. Andriamanitra, Ray tsitoha hameno ny banga sy hanisy balisama ao am-pon'ny tsirairay. "Fa raha izaho dia ny ho akaikin'Andriamanitra no maha tsara ahy. Hianao Jéhovah Tompo no nataoko aroko ka hilaza ny anaranao rehetra aho", hoy hatrany ny tenany, nindrana ny teny ao amin’ny Baiboly ao amin’ny Salamo.73/28.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT