• Alatsinainy 13 Jona 2022
Actualités.Ahiahina hala-jaza, fitsaram-bahoaka Sakoroka sy poa-basy be tany Manja-Menabe omaly

Nisehoana gidragidra tsy nifankahitana omaly alahady 12 jona 2022 nanomboka ny atoandro nitohy ny takariva efa maty masoandro tany Manja, ao anatin’ny Faritra Menabe.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Jona 2022
Actualités.Fampodiana ny vata mangatsiakan’i Sabrinah 12.600.000 Ar no ilaina miala any Koweit

Mitady fanampiana amin’ny fampodiana an-tanindrazana ny vatana mangatsiakan’Itompokovavy Fanja Sabrina, izay avy any avaratry ny Nosy,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Jona 2022
Actualités.Antanimena May niaraka tamin’ny trano ilay ramatoa

Nitrangana haintrano mahatsiravina tetsy Antanimena, kaominina Antananarivo omaly alakamisy tokony ho tamin’ny 04 ora maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Jona 2022
Actualités.Antsahamasina Ambohidrapeto Nahazo jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro

Ankoatra ny lalana sy ny rano dia anisan’ny mampijaly fatratra ny kaominina Ambohidrapeto, distrikan’Antananarivo Atsimondrano ihany koa ny tsy fisian’ny jiro.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Jona 2022
Actualités.Miteny ny dokotera Tsy mbola vita eto ny famindrana taova

Diso malaza loatra eto amintsika efa ho iray volana izao ny resaka halatra taova sy ny famindrana taova. Nitarika izany voalohany ny halatra voamaso nahazo ireo ankizy maromaro tany amin’iny faritra atsimon’ny Nosy iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Jona 2022
Actualités.Sarona « dalle » eto an-dRenivohitra Misy maka ny ankamaroany, atahorana hamono olona

Misy manongotra ny ankamaroan’ireo sarona dalle eto an-drenivohitra. Ankoatra ireo eny Analakely dia nahitana izany maromaro indray teny Anosy izay marihina fa lavakabe tokoa ny ao ambaniny.

Hamaky ny tohiny
FTT