• Alarobia 29 Jona 2022
Actualités.Raharaha Ninie Donia “Andrasana rahampitso ny didim-pitsarana”

Mandrava sy maka ny tanin’ny vahoaka madinika ao Nosy be Hell ville ny karana sy vahiny ary mpanam-bola,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Jona 2022
Actualités.Fahaverezana volamena 36 kg Manjavozavo ny resaky ny praiminisitra

Efa tany amin’ny 6 taona lasa no nametrahana io “coffre” io, tany amin’ny taona 2016 tany ho any no efa very ireo volamena 36,433 kg ary tsy fantatra mazava hoe:

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Jona 2022
Actualités.Volamena asisika anaty fitombenana Sri Lankais iray indray no tratra teny Ivato

Nahatrarana trafikana volamena indray teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato omaly 28 jona 2022 hariva. Teratany Sri lankais iray,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Jona 2022
Actualités.Aiza ny tamberin’andraikitra ? Tohanana 1,3 miliara Ar isan’andro ny Jirama

Miverina amin’ny heriny amin’izay indray ny delestazy! Hazavana sy angovo tsy tapaka niserana 2 andro ihany no niainana nandritra ny fanamarihana ny faha-62 taona nahazoana ny fahaleovantena ny 25-26 jona teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Jona 2022
Actualités.Mariboninahitra nomena ny rain’i Tinoka Roberto Lasa miteraka resabe tahaka ireo « grands dossiers »

Taorian’ny “Bonbon sucette”, “Ecran plat”, “Panier garnis”, volamena very tsy misy fiafarany, ny resaka rivodoza misy masony,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Jona 2022
Actualités.Lalàna momba ny zo hahazo vaovao Hodinihina amin’izay sa mbola hodiana fanina ihany ?

Nipoitra kely rehefa nisy ny fampanenona lakolosy nataon’ny firaisamonim-pirenena ny taona 2020 sy 2021, ary tsy hita intsony indray ny adihevitra momba ilay “loi sur l’accès à l’information”.

Hamaky ny tohiny
FTT