Actualités

Tafakatra 24 ireo namoy ny ainy Mihatra ny “couvre-feu” ao Ikongo


  • Alarobia 31 Aogositra 2022

Tafakatra 24 ireo namoy ny ainy ao Ikongo vokatry ny tifitra variraraka ny sabotsy teo, araka ny antontan’isa nivoaka tao amin’ny Hopitalibe ao an-toerana.

Ahiana hitombo izany satria nisy tamin’ireo olona no nitondra ny havany nody ny alatsinainy teo noho ny tsy faharahan’ny fitsaboana. Ny Fanjakana kosa maneho fa 21 no maty, ka ny 10 tamin’ireo lavon’ny bala teo noho eo, ary 2 kosa havan’ireo voarohirohy izay novonoin’ny olona. Isan’ny lesoka ny fahasarotana ara-pitsaboana tamin’ny fotoana nisehoan’ny loza, omaly vao tong any angidim-by, ny fanafody fanampiny,… Araka ny fanapahan-kevitry ny manam-pahefana, voafetra ny fivezivezena amin'ny alina ao Ikongo manomboka omaly alina. Fepetra noraisina nandritra ny fandalovan'ny praiminisitra lehiben'ny governemanta sy ny delegasionina miaraka aminy any an-toerana io, hitandroana ny filaminana.
Toky R 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Rajoharison Félix na Rainidina
  • Alarobia 13 Mey 2026

"Tsy maintsy esorina

  • Christine Razanamahasoa
  • Alarobia 13 Mey 2026

Notendrena amina andraikitra

  • Raobelina Andry
  • Alarobia 13 Mey 2026

Aza omena ny CENI ny.....

  • FIKAMBANAN'NY BEN'NY TANANA
  • Alarobia 13 Mey 2026

Mangataka fihaonana tsy misy

  • Raharaha adina an-tsoratra
  • Alarobia 13 Mey 2026

tao amin’ny ENMG «Niaiky ny adisoana

  • Ravelonanosy Solomon Clovis
  • Alarobia 13 Mey 2026

«Zava-dehibe ny

Hijery ny tohiny
FTT