Actualités

Mpiasan’ny CNAPMAD 3 volana tsy nandray karama


  • Alakamisy 01 Septambra 2022

Nanomboka ny 2018 no nisy olana no nisy olana ny fisitrahan’ny mpiasan’ny CNAPMAD (Centre National de Production de Matériel Didactique),

izay orinasam-panjakana misahana ny fanotana ny taratasin’ny laza adina amin’ny fanadinam-panjakana. Mpiasa 95 tsy nandray karama nandritra ny 3 volana. Efa nampanantenaina fa ao ny vola, ao ny karama, ary ny Tale mihitsy no nilaza fa ao, kanefa hatramin’izao tsy azo. Mitaky ny hamoahana izany noho izany ireo mpiasa, ary naneho fa tokony hangarahara ny fandraisana ho mpiasam-panjakana raikitra. Tsy hijanona amin’izao izaha, ary diso hevitra ny fitondrana raha mieritreritra fa kely sy bitika, hoy izy ireo. Nilaza hitondra sora-baventy eny amin’ny Minisiteran’ny fanabezam-pirenena izy ireo, raha toa ka tsy mivaly araka ny tokony ho izy ny fitakiana.
Toky R 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT