- Talata 19 Jolay 2022
Actualités.Kaominina Talatamaty Hatao rarivato avokoa ny lalana eny amin’ny Fokontany
Mihazakazaka ny asa fanamboaran-dalana ao anatin’ny kaominina Talatamaty, distrikan’Ambohidratrimo.
Hamaky ny tohinyMihazakazaka ny asa fanamboaran-dalana ao anatin’ny kaominina Talatamaty, distrikan’Ambohidratrimo.
Hamaky ny tohinyTsy misy diso ny faminaniako mikasika ny toe-draharaham-pirenena eto amintsika hoy Kohen Rivolala, filohan’ny antoko politika Ctic Ctac Dou an’i Madagasikara no sady mpitarika ny fivavahana Jodaisma Hebraika etsy Ambanilalana Itaosy.
Hamaky ny tohinyNisy omaly ny antso nataon'ny CFM na ny Filankevitry ny Fampihanana Malagasy tamin'ny alalan'ny Mpampaka-teny voalohany (Rapporteur général), Razafimahatratra Valisoa.
Hamaky ny tohinyMaromaro ireo olona traboina ao amin'ny Fokontany Maherifody, sektera 05 Belle Rose, Antalaha amin’izao fotoana izao.
Hamaky ny tohinyMbola azo lazaina ho milamina hatreto ny fifamoivoizana sy herinaratra ao Antsirabe tampon-tanàna ao, raha ny fanadihadiana natao tany an-toerana.
Hamaky ny tohinyEnim-bolana mahery izay no nilazan’ny Filoha ankehitriny Andry Rajoelina ny 10 janoary 2022 tany Andekaleka, fa mila manam-paharetana ny vahoaka, afaka 6 hatramin’ny 8 volana dia ho foana ny delestazy.
Hamaky ny tohiny