• Alatsinainy 24 Oktobra 2022
Actualités.Fanamboaran-dalana ao Ambohitrimanjaka Vinaniana handaniana maherin’ny 40 tapitrisa Ariary

Anaty fampidiran-drano ahafahana manondraka ny tanimbary hanaovana fanetsana sy miazona ilay tetiandrom-pambolena vary aloha izao ny kaominin’ambanivohitr’Ambohitrimanjaka, hoy ny ben’ny tanana ao an-toerana,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Oktobra 2022
Actualités.Faritra Bongolava Tovovavy kely miisa 11 no voaolana tao anatin’ny 9 volana

Tsy eto an-drenivohitra ihany fa na any amin’ny faritra koa aza dia mirongatra ny fanolanana mahazo ireo ankizivavy kely sy ankizilahy kely.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Oktobra 2022
Actualités.Fanafihana mitam-basy Lavon’ny balan’ny polisy i Tolotra

Lehilahy iray antsoina hoe : Tolotra no lavon'ny balan'ny Polisy miasa ao Ambalavao ny sabotsy 22 oktobra teo rehefa nanao fanafihana mitam-piadiana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Oktobra 2022
Actualités.Faritry ny afovoan-tany Toerana maromaro no lasibatry ny avandra

Henjana ny filatsahan’ny avandra tamin’ny faritra sasany teto afovoan-tany ny faran’ny herinandro teo. Nahitana izany ny faritra tanàna sasany teny Antananarivo Atsimondrano ny sabotsy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Oktobra 2022
Actualités.Jerry Rakotoarijaona “Tsy misy miaro ny mpanao heloka eto”

Isaky ny 10 taona no havaozina ny lisi-pifidianana, noho izany, manaraka ny lalàna tsara isika mikasika an’iny, hoy ny mpandrindra ny vondron’ny tanora mitady fanovana eto Madagasikara na JPRM, Jerry Rakotoarijaona.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Oktobra 2022
Actualités.Raharaha vola sandoka teny Alasora Tsarao araka ny tokony ho izy, hoy ny fianakavian’i Marcel R

Nivoaka tamin’ny fahanginana omaly ireo vady aman-janaky Rakotomalala Marcel, ilay Raim-pianakaviana monina eny Alasora notazonina eny am-ponja nanomboka ny 26 Aprily lasa teo ka mandraka androany.

Hamaky ny tohiny
FTT