• Zoma 04 Novambra 2022
Actualités.Serasera sy asa fanaovan-gazety Raikitra ny "Semaine de l'éducation aux médias et à l'information"

Miditra amin’ny andro faharoa anio zoma 04 novambra ilay hetsika "Semaine de l'éducation aux médias et à l'information" tanterahina etsy amin’ny kianjan’i Barea Mahamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Novambra 2022
Actualités.Tafika Malagasy Efa lasa fananana manokan’ny minisitra ny helikoptera ?

Loharanom-baovao mari-pototra no nampita fa nampiasain’ny Minisitry ny fiarovam-pirenena sady Minisitry ny raharaham-bahiny vonjimaika ny angidim-by an’ny tafika Malagasy ny talata 01 novambra 2022 teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Novambra 2022
Actualités.Joseph Yoland “Famotehana an’I Nosy be ny fahitanay azy”

Ny nataonay dia tahirin-kevitra fototra na “document cadre”, hoy ny loholona teo aloha sady mpandraharaha, Joseph Yoland, mitondra ny lohateny hoe “Madagascar le changement”.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Novambra 2022
Actualités.Fampidirana biby tsy voajanahary eto Mety hiteraka olana sarotra harenina, hoy ny Pr Jonah R

Faniriantsika rehetra ny handrosoan'i Madagasikara fa rafitra mitovy amin’ny kolontsaina sy ny rafi-piarahamonina Malagasy miorina amin’ny fokonolona no mety eto fa tsy copie collé mety tamin’ny tany ivelany;”,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Novambra 2022
Actualités.Fampirantiana lehibe ara-pizahantany Handray anjara any Londres i Madagasikara

Hotanterahina any Londres Royaume-Uni ny 7-9 novambra 2022 ny fampirantiana ara-pizahantany lehibe momba ny tsenan’ny fizahantany World Travel Market na WTM. Fotoan-dehibe tsy azo hihodivirana ho an’ireo matihanina

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Novambra 2022
Actualités.Tambazotran-tserasera Miisatra indray tato ho ato

Tsikaritra ho miisatra indray tato ho ato ny tontolon’ny tambazotran-tserasera sy ny aterineto. Ny tambazotra Facebook moa no tena mampitaraina ireo mpampiasa azy.

Hamaky ny tohiny
FTT