• Talata 19 Jolay 2022
Actualités.Fisondrotry ny vidim-piainana Aoka isika tsy hifanararaotra, hoy ny CFM

Nisy omaly ny antso nataon'ny CFM na ny Filankevitry ny Fampihanana Malagasy tamin'ny alalan'ny Mpampaka-teny voalohany (Rapporteur général), Razafimahatratra Valisoa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Jolay 2022
Actualités.Haintrano tany Antalaha 6 tapitrisa Ar ny fananana lasa lavenona

Maromaro ireo olona traboina ao amin'ny Fokontany Maherifody, sektera 05 Belle Rose, Antalaha amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Jolay 2022
Actualités.Antsirabe tampon-tanàna Mbola milamina ny fifamoivoizana sy herinaratra

Mbola azo lazaina ho milamina hatreto ny fifamoivoizana sy herinaratra ao Antsirabe tampon-tanàna ao, raha ny fanadihadiana natao tany an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Jolay 2022
Actualités.Fampanantenana no betsaka Mbola lavitr’ezaka ny vahaolan’ny delestazy

Enim-bolana mahery izay no nilazan’ny Filoha ankehitriny Andry Rajoelina ny 10 janoary 2022 tany Andekaleka, fa mila manam-paharetana ny vahoaka, afaka 6 hatramin’ny 8 volana dia ho foana ny delestazy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Jolay 2022
Actualités.Fleurydo , karohin’ny zandary Nisy nahatazana nisaodisaody teny Ambatobe

Niafiana tao amin’ny tranon’ny depiote iray eny Ambatobe, ilay tovolahy antsoina hoe, Fleurydo Gabriel, izay voalaza ho sakaizan’ny mpanakanto Wendy Cathalina teo aloha ary voalaza ho nanaparitaka ilay horonantsary mamoafady

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Jolay 2022
Actualités.Fadin-tseranana ao Mahajanga Nahatrarana sokatra sy fanafody saika haondrana any Kaomoro

Baoritra lehibe miisa roa, izay nosavain’ny Polisim-pirenena miasa eo anivon’ny fadin-tseranana ao Mahajanga no

Hamaky ny tohiny
FTT