• Alakamisy 08 Desambra 2022
Actualités.Ambositra Ramatoa iray namoy ny ainy tampoka

Renim-pianakaviana iray manodidina ny 35 taona eo ho eo no fantatra fa namoy ny ainy tampoka rehefa nandalo tany ambadiky ny lisea teknika ao an-drenivohitr’Ambositra omaly maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Desambra 2022
Actualités.Toerana manoloana ny ORTM etsy Anosy Havadika ho toerana feno zava-maitso mahafinaritra

Toerana zary fanaovan’ny sasany maloto sy fanariana fako hatramin’izay ny manoloana ny ORTM etsy Anosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Desambra 2022
Actualités.Fihaonan’i Hajo sy ny mpianatra haifiarahamonina “Zava-dehibe ny fametrahana politika sahy sy mazava”

Nanatanteraka fihaonana, famelabelaran-kevitra tamin’ireo mpianatra taona fahatelo manaraka ny lalam-piofanana haifiarahamonina na « Sociologie »

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Desambra 2022
Actualités.Raharaha fahafatesana mpianatra tao Manakara “Miantso ny raiamandreny ara-drazana hanara-maso ireo mpianatra”

Manoloana ny fahafatesan’ny rahalahinay, izay mpianatra sy mpikambana tao aminay, Herinjaka Xavier Dimity, vokatry ny lozam-pifamoivoizana nitranga tany Manakara ny 28 novambra lasa teo,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Desambra 2022
Actualités.Efa tena latsaka anaty lavaka ny Jirama Sarotra vahana ny olana na hogadraina daholo aza..

Vokatry ny fanaovana tombana ireo mpitantana ao amin’ny orinasa JIRAMA dia nisy ireo tale miisa 3 nadoboka am-ponja, hoy ny antoko politika Otrikafo, tetsy amin’ny foiben’izy ireo etsy Andravoahangy omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Desambra 2022
Actualités.Fanajariana ny fefilohan’Ikopa, Sisaony,… Vatsian’ny Banky iraisam-pirenena 125 tapitrisa dolara

Iray amin’ireo tetikasa tafiditra ao anatin’ny PRODUIR (Projet de Développement Urbain Intégré et Résilience du Grand Antananarivo)

Hamaky ny tohiny
FTT