• Alatsinainy 12 Desambra 2022
Actualités.FLM Fampiraisana Anosibe Nofanina momba ny ady amin’ny « Cybercriminalité » ireo mpino

Tonga namaly ny antson’ny fiangonana FLM Fampiraisana Anosibe ny zandarimariam-pirenena ka nanao fampahalalana sy fanentanana mikasika ny fandikan-dalàna an’habaka (Cybercriminalité).

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Desambra 2022
Actualités.Tetikasa « RARY ARO MADA » Karazana tranga 184 no efa noraisiny an-tanana

Tetikasa iray mijoro sy miasa eto amintsika ny Tetikasa Aro Mada, fandaharan’asan’ny UNESCO, tarihin-dRalitera Jay, solontenan’ny UNESCO eto Madagasikara no sady tompon’andraikitry ny serasera ihany koa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Desambra 2022
Actualités.Baba Rakotoarisoa Nanatitra fako tao amin’ny Lapan’ny tanàna Analakely

Naka fako teo amin'ny daban-jaoridira teo Ambodifilao ny kandida ben’ny tanàna teto Antananarivo Baba Rakotoarisoa omaly,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Desambra 2022
Actualités.CEG Radama I – Toamasina Mpianatra am-polony tratran’ny ambalavelona

Nitrangana toe-javatra hafahafa tao amin’ny CEG Radama Voalohany ao Toamasina omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Desambra 2022
Actualités.Delestazin’ny Jirama Ahilika any amin’ny mpangalatra jiro indray

Namoaka antso fanentanana sy fifanoloran-tànana ny Jirama amin'ny ady amin'ny halatra sy ny hosoka, araka ny serasera nataony omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Desambra 2022
Actualités.Grevy eny amin’ny lapan’Anosikely Afaka miasa ihany ireo loholona saingy…

Mivoatra ny toe-draharaha ao amin’ny Antenimierandoholona na mbola tsy voaloa aza ny karaman’ny mpiasa izay nitokona.

Hamaky ny tohiny
FTT