• Alarobia 14 Desambra 2022
Actualités.Fitsarana momba ny kaonty Sady tsy ampy ny vola iasana no voafetra ny fahefany

Andrim-panjakana misahana andraikitra goavana ny Fitsarana momba ny kaonty na ny Cour des Comptes. Miantsoroka ny fanaraha-maso ny volam-panjakana sy ny fampidiram-bola.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Desambra 2022
Actualités.Orinasa Jirama Mampanantena fa hihatsara ny tanjaky ny vokatra

Nampanantena ny orinasa Jirama fa tsy hisy very intsony ny vokatra herinaratra 120 MW avy any Andekaleka.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Desambra 2022
Actualités.Tsy fahaiza-mitantana sy ny tsy fanarahan-dalàna “Tsy marin-toerana intsony ireo andrim-panjakàna”

Manoloana ny zava-mitranga eto amin’ny firenena, rehefa nivory ny birao politikan’ny antoko Malagasy Miara-Miainga dia manao izao fanambarana manaraka izao, hoy ny MMM. Araky ny lalampanorenana dia adidin’ireo

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Desambra 2022
Actualités.Sahantona Mandritsara Trano 34 tafo nodoran’ireo mpitandraka volamena

Zava-doza no niseho tao Sahantona Mandritsara omaly. Trano manodidina ny 33 tafo no fantatra fa nodoran'ireo Antandroy tonga mitrandraka volamena ao an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Desambra 2022
Actualités.Halatra zaza varira tany Ikongo 15 mianadahy nosamborina tao Ihosy

zazalahikely varira vao 05 taona monja no nalaina lehilahy miisa 03 an-keriny tao an-tranony tany amin’ny distrikan’Ikongo, andro vitsy lasa izay.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Desambra 2022
Actualités.Fifanolanana tany sy làlana etsy Ambatomaro Voatohintohina ny didim-pitsarana, hoy ny tompony

Mitohy ny fifanolanana mikasika ny làlana etsy Ambatombaro izay hamafisin-dRtoa Razakarisoa Minosoa Perpetue fa anatin’ny taniny Lova XII mirefy 9A38Ca izay misoratra aminy ara-dalàna, Titre N°31281A.

Hamaky ny tohiny
FTT