• Zoma 07 Oktobra 2022
Actualités.Minisitry ny fitsarana “Tsy misy ambadika politika ny fitsarana mitety vohitra”

Tsy terena ny olom-pirenena sy ny mpitsara mbamin’ny mpiraki-draharaha amin’ny fanatanterahana ny fitsarana mitety vohitra,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Oktobra 2022
Actualités.Depiote Lanto Rakotomanga Voatonotonona amina aferana hazo

Taratasy mitondra ny datin’ny 4 oktobra 2022, fanomezan-dalana hitatitra hazo no hita tany amina mpamily iray rehefa voasava teo amin’ny sakana izy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Oktobra 2022
Actualités.Madagasikara Mitotongana ny fanajana ny zon’olombelona

Nisokatra nanomboka ny 12 septambra, ary hifarana rahampitso 7 oktobra 2022 n Filankevitry ny Zon’olombelona ao amin’ny Firenena Mikambana (ONU),

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Oktobra 2022
Actualités.Mirehitra indray Gasikara Ny olona maditra, vola sy fitaovana vao angatahina

Mirehitra indray ny firenena! Manomboka rakotra afo izay rehetra aleha, izay sarotra ny fifehezana azy noho ny tsy fahampiana ara-pitaovana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Oktobra 2022
Actualités.Trondro “lamatra” Vidian’ny vahiny 220 Euros monja ny iray taonina

Ny malagasy indray izay tompon'ny harena no mividy lafo ny lamatra noho ireo vahiny, hoy ny mpanao politika, Rakotomalala Henry na Riribe.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Oktobra 2022
Actualités.Harizaka Rakoto “Maha banky ropotra ny findramam-bola mivaona amin’ny banky”

Ny NIM na “Nouvelle institution de microfinance” moa, hoy ny tale jeneraliny, Harizaka Rakoto, dia banky ho an’ny sahirana fa tsy toy ilay an-davan’andro.

Hamaky ny tohiny
FTT