• Alatsinainy 24 Oktobra 2022
Actualités.Fibodoana tany ao Toamasina II Maro ireo mponina mitaintaina

Raharaha isany maha be resaka ny maro sy matetika isiana fifanolanana miafara amin’ny fiakarana fitsarana ao Toamasina ity resaka ady tany ao Ambalamanasy, kaominin’i Toamasina II ity,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Oktobra 2022
Actualités.Tany misy ny biraon’ny Hafari malagasy “Solombavambahoaka no mikasa hibodo azy”

Rehefa natao ny fanadihadiana mikasika ny hoe tranon’ny Hafari malagasy ety Anosizato atsinanana dia hita fa ny fokontanin’Anosizato atsinanana no te haka fananan’olona an-keriny,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Oktobra 2022
Actualités.Fiainana sarotra Mitombo isa ireo olona lasa adala

Tena sarotra ny fiainana. Tsy misy izay tsy manaiky izany ny rehetra, indrindra hatramin’ny niakaran’ny vidin-tsolika teto amintsika ka nampidangana ny vidin’ireo kojakoja ilaina amin’ny fiainana andavanandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Oktobra 2022
Actualités.Fanamboaran-dalana ao Ambohitrimanjaka Vinaniana handaniana maherin’ny 40 tapitrisa Ariary

Anaty fampidiran-drano ahafahana manondraka ny tanimbary hanaovana fanetsana sy miazona ilay tetiandrom-pambolena vary aloha izao ny kaominin’ambanivohitr’Ambohitrimanjaka, hoy ny ben’ny tanana ao an-toerana,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Oktobra 2022
Actualités.Faritra Bongolava Tovovavy kely miisa 11 no voaolana tao anatin’ny 9 volana

Tsy eto an-drenivohitra ihany fa na any amin’ny faritra koa aza dia mirongatra ny fanolanana mahazo ireo ankizivavy kely sy ankizilahy kely.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Oktobra 2022
Actualités.Fanafihana mitam-basy Lavon’ny balan’ny polisy i Tolotra

Lehilahy iray antsoina hoe : Tolotra no lavon'ny balan'ny Polisy miasa ao Ambalavao ny sabotsy 22 oktobra teo rehefa nanao fanafihana mitam-piadiana.

Hamaky ny tohiny
FTT