• Alarobia 09 Novambra 2022
Actualités.Andingadingana Ambatondrazaka Nesorina ilay zaza ary nariana tany an-davapiringa

Zazarano tombanana ho enim-bolana an-kibo eo ho eo no nisy nanary tao anaty lavapiringa tao Andingadingana Ambatondrazaka ny marainan’ny alahady 06 novambra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Novambra 2022
Actualités.Haintrano tao Toamasina Moto iray nisy nangalatra nandritra ny famoahana entana

Haintrano roa samihafa no indray nitranga tao an-drenivohitr’i Toamasina omaly maraina. Tao Andranomadio ny voalohany raha tao amin'ny Verrerie kosa ny faharoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Novambra 2022
Actualités.Lalatiana Rakotondrazafy Hatao Minisitry ny raharaham-bahiny?

Hafa tsy tahaka ny fahita hatramin’izay sy karazana fenitra iraisam-pirenena ny endriky ny delegasionina Malagasy miatrika fihaonana goavana iraisam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Novambra 2022
Actualités.Minisiteran’ny angovo Hanadihady tsirairay ireo mpiasan’ny jirama

Mbola lavitry ny kitay ny afo amin’ny fivahan’ny delestazy. Na voalaza hatrany aza fa mbola ny 15% amin’ny tokantrano Malagasy no misitraka herinaratra, dia mbola tsizarizary,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Novambra 2022
Actualités.Fakon’Andralanitra Haodina ho entona

Tontosa omaly ny soniam-piaraha-miasa Tontosa omaly 07 novambra 2022 ny fifanaovan-tsonia teo amin’ny SMA

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Novambra 2022
Actualités.Mpiasa sy sendika ary mpampiasa Nampiadian’ny fanjakana

Mikasika ny fampiakarana ho 250.000 Ariary ny karama farany ambany eto Madagasikara, hoy ny Randrana sendikaly, dia lazaina hoe natokana ho an’ity taona 2022 ity ilay didim-pitondrana.

Hamaky ny tohiny
FTT