• Alatsinainy 21 Novambra 2022
Actualités.Minisitry ny angovo Hanala tena sa miandry hoesorina ?

Raha toa ka tsy hita tabilao hatreto ny Tale Jeneraly mpisolo toerana eo anivon’ny Jirama, dia miozongozona ihany koa ny toeran’ny Minisitry ny angovo sy ny akoran’afo noho ny olan’ny angovo sy ny delestazy. Mety hoesorina hatao “fusible” ity Minisitra ity, raha ny feo miainga.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Novambra 2022
Actualités.Vahoaka tofoka sy leo delestazy Raikitra ny sakan-dàlana teny Fenoarivo-Ampitatafika

Leo sy tofoka tanteraka amin’ny delestazy lava tsy misy fiafarany ny olona. Naneho ny hatezerany indray ny mponina teny amin’ny faritra Atsimondrano ny sabotsy takariva teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Novambra 2022
Actualités.Soavinandriana Ankizy miisa 6 no voaolana tao anatin’ny iray volana

Mirongatra ny fanolanana ankizy any amin’iny Faritra Itasy iny. Raha araka ny loharanom-baovao azo dia ankizy miisa 6 no lasibatra tany amin’ny distrikan’i Soavinandriana tao anatin’ny iray volana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Novambra 2022
Actualités.Solika eto Madagasikara Tena tsy mety voafehin’ny Fanjakana…

Vinavinaina mety hiakatra ho 20% indray ny TVA (Taxe sur la valeur ajoutée) manomboka amin’ny 6 volana faharoan’ny taona 2023,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Novambra 2022
Actualités.Mponin’Antananarivo Fidiram-bola mihena, hetra atao midangana

Velon-taraina ankehitriny ny ankamaroan’ireo mponina eto Antananarivo renivohitra manoloana ity resaka hetran-trano miverina ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Novambra 2022
Actualités.Mpanisa mpifidy Mandray 300 Ariary isaky ny mpifidy miampy ‘’prime’’ raha ...

Nanomboka tamin’ity herinandro ity ny fanomezana ny karaman’ireo mpanisa mpifidy manerana ny Nosy ho an’ireo asa vita hatramin'ny 1 oktobra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT