• Alakamisy 15 Desambra 2022
Actualités.Bevovoka Behenjy Maty notsatohan’ny mpampiasa azy ny antsy ilay mpamily

Mirongatra ireo karazana fifamonoana feno habibiana eto amintsika. Lehilahy iray mpamily no fantatra fa maty notsatohin’ny mpampiasa azy antsy teo amin’ny foto-tendany ankavanana omaly tao amin’ny faritr’i Bevovoka,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Desambra 2022
Actualités.Tanora sy fanampiana mpiray tanindrazana Tokantrano sahirana miisa 70 no nomena akanjo sy sakafo mafana

Ny takarivan’ny omaly dia nisy ny hetsika ho fanampiana ireo tsy manan-kialofana eto Antananarivo notontosain’ny fikambanana Mitsangana ry tanora na MRT.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Desambra 2022
Actualités.Fenoarivo - Ambatofinandrahana Misy depiote miditra amboletra amin’ny karieran’olona…

Nivoaka tamin’ny fahanginany ireo mpitrandraka madinika, manana taratasy ara-dalàna amin’ny fitrandrahana vato any amin’ny Fokontany Ambalamahatsara, kaominina Fenoarivo, disitrika Ambatofinandrahana, Faritra Amoron’i Mania.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Desambra 2022
Actualités.Fifohana sy fivarotana « héroïne » Dimy mianadahy naiditra am-ponja vonjimaika

Dimy mianadahy no voasambotry ny Polisy misahana ny ady amin’ny zava-mahadomelina ny 09 desambra teo teto an-drenivohitra rehefa nifoka sy nivarotra zava-mahadomelina mahery vaika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Desambra 2022
Actualités.Madagasikara Mila injeniera 40.000 afaka 10 taona

Manana ny anjara toerany lehibe eo Madagasikara ny injeniera. Izy ireny mantsy no manao fikarohana miketrika andro aman’alina ireo karazana foto-drafitrasam-pampandrosoana tanterahina eto amin’ny tany sy ny firenena

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Desambra 2022
Actualités.HE Mada « Andao tohanana ireo antoko manana fotokevitra »

Manasa ny olompi-renena rehetra ny antoko politika Humaniste Ecologiste na HE Mada hanohana ireo antoko politika manana fotokevitra sy ideolojia hitondrana fampandrosoana eto amin’ity firenena ity.

Hamaky ny tohiny
FTT